|
|
|
|

Teny iditra1 Kabary nataon-dRadama II
Singan-teny  2kabary, 3atao, 4Radama
Sokajin-teny  5 anarana (kabary) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6Kabary nataon-dRadama II.tamy ny nisehoany teo Imahamasina, Sep.
723, 1862
. [2.654#44]
8Teny nataony rehefa tonga tao Imanjakamiadana izy. [2.654#45]
Voambolana  9 Haisoratra: kabary

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11